|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 fahitsiana
Fototeny  2hitsy
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4la droiture, l’équité, la franchise. [1.3#254]
Ohatra  5 Indro anefa tianao mba ho ao anatin' ny fo ny fahitsiana; [2.996#23.051.008]
6 Anisan' ny laharam-pahamehana ny fiverenan' ny antokom-pivavahana amin' ny fenitra fahitsiana sy fahamarinana. [4.27#2004/12/31]

Teny iditra (2/2)7 fahitsiaña
Sokajin-teny  8 anarana
Fanazavàna teny malagasy  9fahatsorana. [Taimoro] [1.78]

Fivaditsoratra  10 fahitsiana, fahitsiaña, 11 fitsaihana, 12 fitsiahana, 13 ifitsahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05