|
|
|
|

Teny iditra1 fahiratana
Fototeny  2hiratra
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Ny hamarin' ny fijery, ny mizana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5La justesse de l'œil, de la balance. [1.3#249]
Ohatra  6 hilaza fahafahana amin' ny mpifatotra sy fahiratana amin' ny jamba, hanafaka izay nampahorina ary hitory ny taom-pahasoavan' ny Tompo sy ny andron' ny famaliana. [2.996#]

Fivaditsoratra  7 faharitana, 8 fahiratana, 9 fiharatana, 10 hafatraiña

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12