|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 fahatsiarovan-tena |
| Singan-teny | 2fahatsiarovana, 3tena |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5fahatsapana ny haja aman-kasina ananan'ny tena eo anoloan'ny mpiara-belona ka mahatonga hifady tsy hanao fitondran-tena tsy mety.
[1.1] 6fahafantarana sy fahatsapana ary fanatanterahana zavatra tokony hatao na lalana tokony hizorana. [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7conscience.
[1.13] |
| Ohatra |
8 Ny papa Joany-Paoly II dia milaza fa ny Fiangonana no fahatsiarovantenan'|fahatsiarovantena ny fahatsiarovantenan'|fahatsiarovantena.
[1.369#]
9 Koa raha mahatratra io fari-piheverana sy fahatsiarovantena io àry ry zareo, dia azo inoana fa olombelona tahaka antsika tokoa. [2.285#] |
| Voambolana | 10 Filôzôfia |
| Teny iditra (2/2) | 11 Fahatsiarovan-tena |
| Singan-teny | 12fahatsiarovana, 13tena |
| Sokajin-teny | 14 anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana] |
| Voambolana | 15 Haisoratra: boky |
| Mpanoratra |
16Razakandraina Jean Verdi Salomon |
| Fivaditsoratra | 17 Fahatsiarovan-tena, fahatsiarovan-tena |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 |
|