|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 fahatra |
| Sokajin-teny | 2 Tsy lazaina |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Enti-milaza famikirana na fitazonana mafy amin' ny tongotra mba tsy hianjera na tsy hialana eo amin' ny toerana misy ny tena.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4See fahana, vahatra..
[1.2] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (2/3) | 19 fahatra |
| Sokajin-teny | 20 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
21Teny ilazana amin' ny fitsipi-pitenenana ara-drafitra ny toerana ahazoana manonona teny araka ny avapeo: -- ny loha lela: r -- ny lany lela: 1 -- ny lanilany: g -- ny nify: t -- ny molotra: m ka mahatonga ny hoe feo amolotra, feo andany lela. [1.1] |
| Teny iditra (3/3) | 22 fahatra |
| Sokajin-teny | 23 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
24mpamorona.
[Taimoro]
[1.78] |
| Fivaditsoratra | 25 fahatra, 26 hafatra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|