|
|
|
|

Teny iditra1 afahatra
Fototeny  2fahatra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Asaina mamahatra, mamikitra: Ny tongotrao havanana afahatra amin' ny vato lampy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to be put against something so as not to slip.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6à appuyer solidement. [1.3]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  11 afahatra, 12 ahafatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12