|
|
|
|

Teny iditra1 fahatelopolo
Singan-teny  2fahatelo, 3folo
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny anglisy  5thirtiefth. [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  6trentième. [3.1]
Ohatra  7 Ary tamin'ny taona fahatelopolo, volana fahefatra, andro fahadimin'ny volana, raha teo amin'ireo babo, teo amoron'ny ony Kobara aho, dia nisokatra ny lanitra, ka nahita fahitana avy amin'Andriamanitra aho. [2.996]
Haiendriteny 
8 Tsotra :
9 Tovonana :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12