|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 faharavoravoana |
| Fototeny | 2ravoravo |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Ohatra |
4 Fa ny faharavoravoam-po dia fanasana mandrakariva.
[2.996]
5 ny ira-dRanavalomanjaka no nandefa tafondro 26 vava, fifaliana sy faharavoravoana amin'i Sied Sied [2.366] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
|