|
|
|
|

Teny iditra1 fahajambana
Fototeny  2jamba
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Tsy fahitana; toetran' ny olona tsy mahita ny masony: Anisan' ny fahoriana lehibe ho an' ny olombelona ny fahajambana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5la cécité, l'aveuglement. [1.3#291]
Ohatra  6 Iaveh hikapoka anao amin' ny firediredena, fahajambana, ary fahaverezan-tsaina [2.996#]
Voambolana  7 Fahasalamana
Tovy hevitra  8hajambana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12