|
|
|
|

Teny iditra1 fahafaty
Fototeny  2faty
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny frantsay  4manière de tuer, manière de mourir. [1.3]
Ohatra  5 Toy ny fahafatin' ny tsy voafora no hahafaty anao, amin' ny tanan' ny hafa firenena [2.996]
6 Naniry koa mba ho faty toy ny fahafatiny izy, tahaka an-dRafaralahy Andriamazoto nanatrika , ny fahafatesan-dRasalama. [2.649]
Haiendriteny 
7 Tsotra :
8 Tovonana :
Kamban-teny rehetra  9mandra-pahafaty

Fivaditsoratra  10 fahafaty, 11 tafafahy, 12 tafahafy

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08