|
|
|
|

Teny iditra1 fahafatesana
Fototeny  2faty
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fialan' ny aina: Tsy fantatra ny andro hahatongavan' ny fahafatesana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5death. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6la mort. [1.3, 1.8, 1.5]
7action de tuer, de faire mourir. [1.3, 1.5]
8l'instrument, le lieu, le temps de tuer, de faire mourir. [1.3]
Ohatra  9 Teo ambavahaon'ny fahafatesana, nefa afaka! [2.324]
10 Hiady ihany va re aho, sa hiandry fotsiny ny fiavin' ny fahafatesana? [2.471]
11 Ny fahafatesany no re avy any nony tsy nitsidika azy maharitra. [2.470]
Haiendriteny 
12 Tsotra :
13 Tovonana :
Tovy hevitra  14hafatesana
Ohabolana  15 Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  16Randzavola: fahafatesana ao amin' ny Baiboly

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02