|
|
|
|

Teny iditra1 fahafahana
Fototeny  2afaka
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Toetran' ny olona afaka, izany hoe tsy voageja, tsy andevozin' ny sasany fa afaka manao izay tiany araka ny sitrapony. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5freedom, liberty. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6Liberté. [1.3, 1.8]
7affranchissement. [1.8]
Ohatra  8 Nihantsy ady taminy aho, hanova azy ho lalan' ny fahafahana, saingy toa ho resiny. [2.471]
9 Manafosafo ny tapa-taona izao no naha-mpiasa tao ary mahatsiaro tena ho tafahitsoka amin' ny lalina izy noho ny tsy fahafahany mihetsika intsony. [2.470]
Haiendriteny 
10 Tsotra :
11 Tovonana :
Kamban-teny rehetra  12fitadiavam-pahafahana an' eritreritra
Lahatsoratra  13Randzavola: fahafahana ao amin' ny Baiboly

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08