|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fafa vandana |
| Singan-teny | 2fafa, 3vandana |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5fomba famafana tsizarizary na zara fa vita: Ianao izany lahy, anaka, manao fafa vandana.
[1.1] 6fomba famafa ratsy fa etsỳ sy erỳ fotsiny no ampandalovina ny kifafa. [1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|