|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fadintseranana |
| Singan-teny | 2 fady, 3 seranana |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 [fadin-tseranana] haba aloa eo amin' ny seranana amin' ny entana midina eo
[1.1] 6 Vola alaina amin' ny varotra atao amin' ny seranana na amin' ny zavatra mandalo eo aminy. (anarana nomen-dRadama rainy io, izay mifanaraka amin' ny fomban-tany efa nisy taloha ihany satria, fahiny, raha namono omby teo an-tokotanin' olona, ohatra, dia nomena ny tompon' ny tokotany ny fadiny) [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 [fadin-tseranana] Customs dues.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 la douane, les douanes
[3.1] |
| Ohatra |
9 Ary raha ny fadin-tseranantsika roa tonta hampitovina
[2.366#206]
10 ny fadintseranana rehetra aloan' ny vahiny dia tsy aloa vola fa aloa basy sy vanja. [2.508] 11 |Fametrahana ny zo fampiharana ny fifanarahana ara-padintseranana amin' ny olon-kafa mpitazona ny entana mba hanerena azy ireo hanatanteraka [1.384] 12 koa izay nanaiky handoa: vola be indrindra, dia izy no notendrena ho mpamory ny hetra sy mpandray ny fadintseranana ambara-pahatapitr' izany taona izany. [1.38] 13 Asehon' ny fanadihadiana samihafa, natao vao haingana fa ny sehatra tena isian' ny fahalovana dia ny fiadidiana ny Fadintseranana, ny Fitsarana, ny Polisim-pirenena sy ny Zandarimariam-pirenena, ny Sampan-draharaha misahana ny fananan-tany – izay eo ambany fiandraiketan' ny Fanjakana mivantana avokoa. [4.27] |
| Haiendriteny |
|
| Lahatsoratra | 16 Randzavola: fadintseranana ao amin' ny Baiboly |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|