Teny iditra eve
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Angatra, matoatoa [Sakalava] [Rakotosaona 1972]
Voambolana  

Teny iditra eve
Sokajin-teny   anarana
Dikanteny malagasy   Takariva (fiteny amin'ny poezy) [Rajemisa 1985]

Teny iditra eve > Eve
Sokajin-teny   anaran-tsamirery (tantara)
Voambolana  
Ohatra   And the man gave his wife the name of Eve because she was the mother of all who have life (Ary ralehilahy nanao ny anaran' ny vadiny hoe Eva, satria izy no renin' ny olombelona rehetra) [Gen 3:20] [Baiboly]

Teny iditra eve > Ève
Sokajin-teny   anaran-tsamirery (tantara)
Voambolana  
Ohatra   Adam donna à sa femme le nom d'Eve: car elle a été la mère de tous les vivants (Ary ralehilahy nanao ny anaran' ny vadiny hoe Eva, satria izy no renin' ny olombelona rehetra) [Baiboly, Gen 3:30]

Nohavaozina taminy 2012/03/16
Takela isoratana ny soso-kevitrao