|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 empaka
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Hoditra mitsovaka kely, ovaka.
4Miendaka kely tsy latsaka lalina, voaenda-koditra, mienda-koditra: Aza mitaraina tanana hiempaka e!. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5blistered. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6avoir des ampoules. [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  22fo tsy empaka

Teny iditra (2/3)23 empaka
Sokajin-teny  24 mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  25se délaisser, se dépouiller § endaka.. [Tankarana] [1.19]
Tovy hevitra  26embaka

Teny iditra (3/3)27 empaka
Sokajin-teny  28 anarana
Fanazavàna teny frantsay  29Vésicant, tout ce qui a la propriété de provoquer une révulsion ou de brûler la peau.
30Nom général des vésicatoires.
31Nom des plantes ayant des propriétés révulsives ou vésicantes.. [Merina, Sakalava] [1.196]
Voambolana  32 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny

Fivaditsoratra  33 empaka, 34 makape

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08