|
|
|
|

Teny iditra1 efa-joro
Singan-teny  2efatra, 3zoro
Sokajin-teny  4 anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  5square, a square. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6carré. [1.3#875, 1.8]
7qui a quatre angles, rectangulaire. [1.3#875]
8un carré. [1.8]
[efajoro] 9quadrangulaire. [1.13]
Ohatra  10 Teo anilany nisy karazan-tilikambo efajoro avobe izay nifarana tamin' ny sarina lohan'omby nipetaka tamin' ny lafiny efatra. [2.356#]
11 Tsihy madinika amam-polony, efajoro sahabo ho iray zehy no fatao lafika ambony lasitra, ary tena anton-draharaham-behivavy mihitsy ny fandrariana sy ny fanadiovana ireny. [2.470#]
Voambolana  12 Matematika: rafitsary

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11