|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 efaina |
| Fototeny | 2efa |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Vitaina: Asa tsy maintsy hefaiho anio ity.
5Tanterahina, lavorarina: Tsy maintsy efaina tsara izay atao, fa tsy atao kitoatoa ahory. 6Vidina, aloa vola: Nefaiko roapolo io. 7Onerana, averina: Tsy nanaiky aho raha tsy nefainy ny famantaranandroho nariany. 8Vonoina: Nefainy tamin' ny lefona ilay sambobelona naratra. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9to be accomplished.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10Qu'on finit, qu'on achève, qu'on tue.
[1.3] 11qu'on termine. [1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 16faty be mora efaina |
| Ohabolana | 17 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 18 efaina, 19 iefana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|