|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 drodroka
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Lo tanteraka; tena malemy sy mifotetaka: Efa drodroka mihitsy itỳ hazom-baravarana itỳ ka tokony hosoloana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4softened, rotten.
5See boboka, mohaka.. [1.2]

Teny iditra (2/2)6 drodroka
Sokajin-teny  7 anarana
Fanazavàna teny malagasy  8kapoka, vely. [Tanala] [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19