|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 dridra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Anarana ilazana karazana vay ohatra ny zavatra mibontsina kely amin' ny voalohany na ohatra ny faritra tera-mena eo amin' ny hoditra amin' ny ranjo; mitombo faingana ireo ka mety hahatratra 10 sm ny savaivony; misy fanaviana, fanaintainana ary fanapoizinana ny tena manontolo miaraka aminy.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4an ulcerous disease.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5ulcère.
[1.54] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 7 Fahasalamana |
| Teny iditra (2/2) | 8 dridra |
| Sokajin-teny | 9 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
10the name of a grass which is supposed to cause the dridra disease..
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11(dridra : ulcère, plaie rebelle).).
12Nom d'une plante herbacée, dont l'application en topique provoque la formation d'ulcères. 13Les mendiants s'en servent pour inspirer plus de pitié.. [Merina] [1.196] |
| Voambolana | 14 Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|