|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 dinam-pokonolona |
| Singan-teny | 2dina, 3foko, 4olona |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6lalàna amam-pitsipika nifaneken' ny fokonolona fa harahina.
7(Natao am-bava fotsiny taloha fa nampiarahina tamin' ny fianianana na velirano ny dinam-pokonolona; taty aoriana vao natao an-tsoratra ireo lalàna ireo ka nomena anarana hoe fanekem-pokonolona izy tamin' izay. [1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|