|
|
|
|

Teny iditra1 dikidiky
Fototeny  2diky
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4rikoriko. [Tanala] [1.78]
5Hasosorana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6vexation, annoyance.
7See sosotra, tezitra. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8dégoût, déplaisir, ennui. [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  13 Ontam-po
Tovy hevitra  14diky, sosotra, tezitra
Ohabolana  15 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  16 dikidiky, 17 kididiky, 18 kidikidy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02