|
|
|
|

Teny iditra1 dihim-bazaha
Singan-teny  2dihy, 3vazaha
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5kilalao fanaon' ny ankizivavy: mitsambikina amin' ny tady izay ahoatra ny loha ary ampandalovina ambanin' ny tongotra. [1.1]
Voambolana  6 Kilalao

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12