Teny iditra | dihibridisma | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fampivadiana taranaka iray sokajy nefa samy hafa karazana mba hahazoana taranaka vaovao; ohatra: dokotra + gana -> sarin-dokotra [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | Dihybridisme [1.13] | |
Voambolana | Haibiby: (amin' ny ankapobeny) | |
Tovy hevitra | tranga roa fiavahana | |
Ny fihaviany | Frantsay: dihybridisme. | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |