|
|
|
|

Teny iditra1 sarindokotra
Singan-teny  2sary, 3dokotra
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5Safiotra avy amin' ny fikambanan' ny ganagana sy ny dokotra; ilazana ny zanaky ny dokotra sy ny ganagana; anambarana koa ny zanaky ny olona roa samy hafa firenena (safiotra).
6Vorona zanaky ny dokotra sy ny ganagana; vaventy ary tsara hena ny sarindokotra. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7canard provenant du canard ordinaire et du canard musqué. [1.54]
Ohatra  8 ary hoy ny sasany : sarindokotra; [2.59#]
Voambolana  9 Haibiby: vorona 10 Toe-karena: fiompiana
Mpanahaka  11 kirivorona

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12