|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 diditra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3firaisana, na fifatorana tsy tsotra fa mifampiolanolana, na mifaningontsingotra be, sarotra vahana.
[1.10#D508] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4rolling, twisting.
5See fadiditra, vadiditra; lilitra also used. [Provincial] [1.2] |
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 13fadiditra, liditra, vadiditra |
| Kamban-teny rehetra | 14afa-diditra |
| Teny iditra (2/2) | 15 diditra |
| Sokajin-teny | 16 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
17toetra nolovana izay mamatotra mafy, mivadiditra; tarazo sarotra ialana; karazana.
[Betsimisaraka]
18fiaviana, taranaka, fototra niandohana, razana. [1.10#D508] 19fomba na talenta na kilema nolovana. [Sihanaka] [1.78] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31 |
|