|
|
|
|

Teny iditra1 diakra
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3(Fiv.
4kat.) Mpanampy ny mpisorona amin' ny fanomezana sakramenta indrindra, ka misy karazany roa, dia ireo miomana ho pretra ary ireo maharitra, izay mety ho olona manambady, arakaraka ny fanapahan-kevitry ny Kaonferansy Episkopaly. [1.1]
Voambolana  5 Fivavahana
Mpanahaka  6 diakona

Fivaditsoratra  7 diakra, 8 draika, 9 driaka, 10 kidara

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12