|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 diakona |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3(fivavahana protestanta.) Olona, lehilahy sy vehivavy, manam-py ny Mpitandrina amin' ny fitondrana sy fikarakarana ny fiangonana ka ireto avy ny lehibebe amin' ny andraikitra sahaniny: mikarakara ny fanaovana ny sakramenta sy ny fanaka momba azy; tompon' andraikitra amin' ny fandaminana sy fanginana ao an-trano fiangonana; mamangy ny marary sy ny mahantra; mikarakara ny ankizy sy ny tanora.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4a deacon.
[1.2] 5a deacon. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6diacre.
[1.8] |
| Ohatra |
7 diakona tao amin' ny FJKM Tranovato Ambatonakanga izy hatramin' ny 1966 ary Loholona tato aoriana.
[2.508#]
|
| Voambolana | 8 Fivavahana |
| Mpanahaka | 9 diakra |
| Kamban-teny rehetra | 10diakom-bavy |
| Lahatsoratra | 11Randzavola: diakona ao amin' ny Baiboly |
| Fivaditsoratra | 12 andikao, 13 diakona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|