|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 devoly |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Jereo demony.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4the devil.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5Mot par lequel les Protestants désignent les démons.
[1.3] |
| Ohatra |
6 Fa raha tsy izany, izahay maty antoka, ary ny devoly faly.
[2.649#]
7 Homeko asa, fa ny olona tsy miasa no sakaizan' ny fakam-panahy sy kilalaon' ny devoly. [2.499#] |
| Voambolana | 8 Fivavahana |
| Lahatsoratra | 9Randzavola: devoly ao amin' ny Baiboly |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|