|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 demôkrasia |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3fahefan' ny vahoaka.
4fanjakana, fitondram-pirenena isehoan' ny fahefan' ny vahoaka. [1.62#227] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5democracy.
[3.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6démocratie.
[3.1] |
| Ohatra |
7 Maharitra roa na telo volana ny fandinihana azy io any amin' ny firenena anjakan' ny demokrasia.
[4.27]
8 Ny demokrasia sy ny feni-kevitra momba ny Fanjakana tan-dalàna no fototra iorenan'ny Repoblika. [1.320] |
| Voambolana | 9 Pôlitika |
| Mpanahaka | 10 demokratika, 11 demokraty |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|