|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 -dahy
Sokajin-teny  2 endritenin' ny hoe lahy

Teny iditra (2/2)3 dahy
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Anaram-piangotiana iantsoan' ny vehivavy ny anadahiny: Aoka re, ry dahy, fa mahatsikaiky loatra itỳ zavatra tantarainao. [1.1]
Voambolana  6 Fifandraisana: fianakaviana

Fivaditsoratra  7 dahy, 8 diha, 9 hady

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12