|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 dadanaivo |
| Singan-teny | 2dada, 3ivo |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Teny iantsoana na ilazana lehilahy iray tampo amin' ny ray na ny reny, eo anelanelan' ny lahimatoa sy ny faralahy: Aoka re, ry dadanaivo, fa tapaka ny tsinaiko amin' ny hatsikana ataonao.
[1.1] |
| Ohatra |
6 Tsaroana ho tena sarobidy ny nananana an-dry Dr Rabesandratana sy dadanaivo Ranaivoson G.
[2.356#]
|
| Voambolana | 7 Fifandraisana: fianakaviana |
| Fivaditsoratra | 8 dadanaivo, 9 voadadina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|