|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 cèpe    
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny frantsay  3karazan-kolatra. [1.66]

Teny iditra (2/2)4 CEPE    
Sokajin-teny  5 anarana (fanafohezanteny) [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  6Certificat d'Etudes Primaires Elémentaires. [3.1]
Ohatra  7 Ka ny cepe hatao amin' ny teny malagasy ary ny CESD hasiana teny malagasy. [2.356#]
Voambolana  8 Fianarana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12