|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 -bola |
| Sokajin-teny | 2 endritenin' ny hoe vola |
| Teny iditra (2/3) | 3 bola |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Teny enti-milaza vaingana boribory tanteraka.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6ballon, boule, sphère ....
7bola poakaty: sphère creuse. 8bola feno: sphère pleine. [1.13] |
| Kamban-teny rehetra | 9Fikambanana 4 amin' io teny io |
| Teny iditra (3/3) | 10 bôla |
| Sokajin-teny | 11 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
12nom d'une espèce de poisson de mer..
[Tankarana]
[1.19] |
| Voambolana | 13 Haibiby: trondro |
| Fivaditsoratra | 14 balo, 15 bola, bôla, 16 loba, lobà |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05 |
|