|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 botetaka
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Enti-milaza ny toerana iva sy ambany.
4Ny olona mipetraka amin' ny tany.
5Ny olona midonanapoana tsy manao na inona na inona.. [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Teny iditra (2/2)22 botetaka
Sokajin-teny  23 anarana
Fanazavàna teny frantsay  24Se dit des plantes qui poussent en touffes largement étalées mais de faible hauteur.. [1.196]
Voambolana  25 Haizavamaniry

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19