|
|
|
|

Teny iditra1 abotetaka
Fototeny  2botetaka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Apetraka amin' ny tany.
5aetry, apetraka amin' ny toerana iva: Betsaka ny olona ambinina na mety hahavita zavatra, saingy abotetaky ny sainy. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6qu'on assied par terre, qu'on place sur le sol. [1.3]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :
Ohabolana  11 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02