|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/5) | 1 bosy |
| Sokajin-teny | 2 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Akoholahy vositra.
[Tsimihety]
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4chat, chat châtré.
[Tankarana]
5châtré. 6(vositra).. [1.19] |
| Voambolana | 7 Toe-karena: fiompiana |
| Kamban-teny rehetra | 8akôholahy bôsy |
| Teny iditra (2/5) | 9 bosy |
| Sokajin-teny | 10 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
11Vazivazy, somonga, vosobosotra.
[1.1] |
| Tovy hevitra | 12bosibosy |
| Teny iditra (3/5) | 13 bosy |
| Sokajin-teny | 14 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
15sandry.
[Masikoro]
[2.606#151] |
| Teny iditra (4/5) | 16 bosy |
| Sokajin-teny | 17 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
18Mitovy amin' ny ambosy.
[1.1] |
| Teny iditra (5/5) | 19 bosy |
| Sokajin-teny | 20 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
21(de bosy : plaisanterie, gauloiserie ; les fruits sont souvent comparés à de petits pénis).
22Crotalaria retusa L. 23(Fabaceae). 24Graines toxiques.. [Sakalava] [1.196] |
| Voambolana | 25 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 26 bosy, 27 Sobì, 28 Soby |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/09 |
|