|
|
|
|

Teny iditra1 boridana
Fototeny  2ridana
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4(avy amin' ny fototeny ridana) fitsoaka tampoka amim-pahataraina. [1.10#B363]
5Fandosirana sy fitsoahana tampoka (taloha, ary amin' ny foko sasany ankehitriny).
6Tsy fitafiana, tsy fiakanjoana (ankehitriny). [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7fuite en masse.
8nudité. [1.3#90]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Ohabolana  24 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  25 androbay, 26 boridana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02