|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/6) | 1 bontana |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Fizihirana mitokana; fivontosana izay miavaka.
[1.1] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 8Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/6) | 9 bontana |
| Sokajin-teny | 10 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
11Taovolo atao mihorongorona hisy bokony eo an-katoka.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
12a mode of dressing the hair so that one large tress shall fall on each side of the head.
[1.2] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 18 Fandram-bolo |
| Kamban-teny rehetra | 19Fikambanana 4 amin' io teny io |
| Teny iditra (3/6) | 20 bontana |
| Sokajin-teny | 21 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
22faritra mivohitra.
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
23bourrelet.
[1.13] 24(du malais buntal : gonflement, enflure). [Sakalava] 25Nom du noeud chez certaines plantes ; par exemple bontam-bolo, bontam-pary. [1.196] |
| Teny iditra (4/6) | 26 bontana |
| Sokajin-teny | 27 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
28Hazandrano kely be kibo, tsy azo hanina atody fa mahafaty.
[Sakalava]
[1.1] |
| Voambolana | 29 Haibiby: trondro |
| Kamban-teny rehetra | 30Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Teny iditra (5/6) | 31 bontàna |
| Sokajin-teny | 32 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
33Karazam-bibikely mivelona eny amin' ny ravim-paraky.
[1.1] |
| Voambolana | 34 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
| Teny iditra (6/6) | 35 bontana |
| Sokajin-teny | 36 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
37(du malais buntal : gonflement, enflure) Nom des baobabs malgaches, surtout Adansonia madagascariensis Baill.
38et Adansonia za Baill. 39(Malvaceae).. [Sakalava] [1.196] |
| Voambolana | 40 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 41 bontàna, bontana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|