|
|
|
|

Teny iditra1 bontona
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Karazan-kazo vaventy, anisan'ny ngeza eto ambonin'ny tany. [1.1#158]
Fanazavàna teny anglisy  4a species of baobab tree.
5Adansonia madagascariensis, B.
6The wood soaked in the water is given to cattle to drink to fatten them for the market, the fat, however, being of an unnatural character.
7Same as za and mboio. [Sakalava] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8baobab.
9Adansonia digitata. [1.3#88]
10baobab. [Tanosy] [1.78]
11nom d'une espèce d'arbre ; sorte de baobab.
12(bozo).. [Tankarana] [1.19]
13(du malais buntal : gonflement, enflure).
14Nom générique des baobabs : Adansonia digitata L., Adansonia madagascariensis Baill.
15et Adansonia za Baill.
16(Malvaceae).. [Sakalava] [1.196]
Voambolana  17 Haizavamaniry
Tovy hevitra  18bozo, mboio, za
Anarana ara-tsiansa 
Teny nalaina  19 Soratra misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12