|
|
|
|

Teny iditra1 ambokony
Fototeny  2voko
Sokajin-teny  3 tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  4be, befahatany, ambony ihany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5leaping blindly, following slavishly. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6en aveugle. [1.8]
Tsipelina hafa  7bokony
Kamban-teny rehetra  8manaraka ambokony

Fivaditsoratra  9 akombony, 10 ambokony, 11 komboina, 12 mibonoka, 13 mikobona, mikobòna

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05