|
|
|
|

Teny iditra1  bobobobo
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Feo
Fanazavàna teny malagasy  4  Ny feon-drano toa mitapatapaka ary migobongobona miditra anaty tavoahangy na aidina avy ao anaty tavoahangy [1.1]
5  Ny feon' ny anjombona na ny feon-javatra migoboka manao sesilany ary lavareny. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  A gurgling sound of water [1.2]
7  The cry made by the bird toloho. [1.2]
Sampanteny 
8  Matoantenin' ny mpanao :
9  Matoantenin' ny iharana :
10  Matoantenin' ny fameno :
11  Anarana :

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31