|
|
|
|

Teny iditra1 biumbellata    
Sokajin-teny  2 anarana
Voambolana  3 Haizavamaniry: karazana ara-tsiansa
Anaram-javamaniry ara-paritra 
Dombeya biumbellata  4afitratongoborona, 5hafobalomena, 6hafotaladia, 7hafotra, 8hafotradiavorona, 9hafotramena, 10hafotrasomangana, 11koraka, 12koria, 13koroba
Dombeya biumbellata var. villosistyla  14hafodrano, 15hafojaza, 16hafomanga, 17hafopotsy, 18hafotrafotsy, 19hafotramana, 20hafotramena, 21hirigirika, 22koria, 23manafotsy

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/04