|
|
|
|

Teny iditra1 binaby
Fototeny  2baby
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4voababy, babena, atao am-babena: Nobinabiny ny zanany dia lasa izy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5passive of baby with infix.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6porté sur le dos ( voababy ). [1.3#70]
Ohatra  7 Nobinabiny ny zanany dia lasa izy [1.1#151]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
Tovy hevitra  11voababy

Fivaditsoratra  12 bibina, 13 binaby

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12