|
|
|
|

Teny iditra1 bika
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Toetran' ny toe-batana, izay tombanana indrinciraeo amin' ny fijorony: Tsara bika io lehilahy io fa tsy lava tsy fohy izy ary tsy matavy tsy mahia.
4Fisehoan' ny endriky ny zavatra iray ety ivelany: (Matetika amin' ny endrika verindroa: bikabika no ampiasaina ny teny amin' itỳ hevitra itỳ): Tahaka ny ahoana ny bikabikan' ilay bokinao very izay. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5shape, figure, form, make, appearance, mien, contour.
6See endrika, tsangana. [1.2]
7a shape, form, figure, appearance. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8forme, conformation, mine. [1.8]
Ohatra  9 Izao re no bikako / izao no tarehiko [2.131]
10 Endrik' olona izany, bikan' olona izany! [2.4]
Haiendriteny 
11 Tsotra :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  20Fikambanana 12 amin' io teny io
Ohabolana  21 Ohabolana misy io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  22 Bikan' ny tandrok' omby

Fivaditsoratra  23 baky, 24 bika, 25 kiba

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02