|
|
|
|

Teny iditra1 biby manompo
Singan-teny  2biby, 3manompo
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5biby manampy ny olombelona amin' ny lahasany na ataony sakafo, ka velominy sy karakarainy ary mipetraka tsy lavitra ny fonenany na ao an-tranony mihitsy aza. [1.1]
Voambolana  6 Toe-karena: fiompiana
Tovy hevitra  7biby fiompy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12