|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 manompo
Fototeny  2tompo
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Manaja fatratra sy manaiky: Tsy misy mahay manompo tompo roa.
5Manao ny raharaha rehetra amin' olona iray, toy ny mpikarama: Izaho ho faty manompo anareo mianakavy, ianareo kosa misonanina fotsiny ao an-trano madio. [1.1]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  10Fikambanana 4 amin' io teny io
Ohabolana  11 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)12 manompo
Fototeny  13tompo
Sokajin-teny  14 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  15mararin'ny nendra. [Tambahoaka] [1.78]
Voambolana  16 Fahasalamana

Fivaditsoratra  17 manompo, 18 mpamono

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02