|
|
|
|

Teny iditra1 bibimora
Singan-teny  2biby, 3mora
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Karazam-bibilava malemy fanahy ka izany no nahatonga ny anarany; somary volontany ny volony fa ny ambany kibony mipentina fotsy vasobasoka. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6[mora, gentle.] A species of small, brown, harmless snake.
7Same as bibindramahavaly. [1.2]
Ohatra  8 Tsy bibilava fa bibimora tsy manan-tongotra hitsipaka. [1.281#ilayatodiorokorokasyireompandroakasarety]
9 Ka raha nisy bibimora novonoina tsy afa-manohitra, raha nisy adala nambakaina tsy afa-mitsara, raha nisy lohasaha mangina tsy nisy mpanatrika [2.296#]
Tovy hevitra  10bibindramahavaly

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12