|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 bibim-bomanga
Singan-teny  2biby, 3vomanga
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5bibikely mihinana ny ravim-bomanga; miofo ho lolo izy ireo. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6[vomanga, the sweet-potato.] A large caterpillar found on the vomanga. [1.2]
Voambolana  7 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Ohabolana  8 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)9 bibim-bomanga
Singan-teny  10biby, 11vomanga
Sokajin-teny  12 kambanteny
Fanazavàna teny anglisy  13the name of a kind of cloth which resembles the skin of a caterpillar. [1.2]
Voambolana  14 Toe-karena: zaitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02