|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 bibim-bomanga |
| Singan-teny | 2biby, 3vomanga |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5bibikely mihinana ny ravim-bomanga; miofo ho lolo izy ireo.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6[vomanga, the sweet-potato.] A large caterpillar found on the vomanga.
[1.2] |
| Voambolana | 7 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
| Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 9 bibim-bomanga |
| Singan-teny | 10biby, 11vomanga |
| Sokajin-teny | 12 kambanteny |
| Fanazavàna teny anglisy |
13the name of a kind of cloth which resembles the skin of a caterpillar.
[1.2] |
| Voambolana | 14 Toe-karena: zaitra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|