|
|
|
|

Teny iditra1 be taim-parasy
Singan-teny  2be, 3tay, 4parasy
Sokajin-teny  5 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  6Teny entina ilazana lamba na akondro na hodi-tava koa aza, izay misy pentimpentina mainty kely madinika. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7The name of a kind of calico.. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12